Aller au contenu

Famakiana Kun'yomi

Avy amin'i Wikipedia
Ny soratra ny teny Japonezy

Lahatsoratra fotony:
Soratra ny teny Japônezy

kanji (漢字) :

Fanamakiana on’yomi (音読み) sy kun’yomi (訓読み).


kana (仮名) :

Fampiasana manokana :


rōmaji :

Aide à l’affichage

Ny famakiana kun (訓) ny kanji iray dia ilay kanji avy aminy teny japoezy ; taminy nantongavan'ny soratra sinoa nakany Japana, ny sinôgrama niasa nandika an-tsoratra ny teny japonezy. Satria ny Kanji Ideôgrama, mampizotra fika iray izy, fa tsy feo iray. Io famakiana io 'zany dia ny dikan'ilay teny aminy teny japônezy. Io famakiana io miraka misy amin'ny famakiana on

Sarotra no mampiasa sinograma rehefa andikan an-tsoratra ny teny japonezy. Afaka hitantsika ny fahasarotany rehefa mampiasa sinôgrama aminy teny gasy.

Ny matoanteny mi食 (ny kanji midika sakafo)

Anaty ny fehezanteny izay, manomeha :

  • mi食 i Rado
  • efa ni食 i Rado

miarak'aminy teny voasintona, manomeha :

  • fi食anana

Oatra nà fampiasana kun

[hanova | hanova ny fango]

Matoanteny

[hanova | hanova ny fango]
  • 食べる (たべる, ta.be.ru) : misakafo,
  • 見る (みる, mi.ru) : jerena,
  • 来る (くる, ku.ru) : tonga ;
  • 水 (みず, mizu) : rano,
  • 刀 (かたな, katana) : antsy be

mpamaritra anarana

[hanova | hanova ny fango]
  • 新しい (あたらしい, atara.shi.i) : vao
  • 高い (たかい, taka.i) : ambony, ngeza.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]